Teny iditra | akenda (kenda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manakenda: Lamba landy, hono, no nakendan' ireo namono azy an-dRadama II [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on étrangle, on serre le cou [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akenda, dekana, denaka, endaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |