|
|
|
|

Teny iditra1  aketrona
Fototeny  2  ketrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony
5  Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  aketrona, kaontera, takerano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19