Teny iditra | 1 akija |
Fototeny | 2 kija |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan' ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra telopolo |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akija, ijaka, jaika, kajia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |