Teny iditra akipika (kipika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alana ka akifika: Aza akipika atỳ amiko ny rano amin' ny lambanao
Atsipy: Hakipiko itỳ zaza itỳ raha mitomany lava toy izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à rejeter en secouant, qu'on repousse: Aza akipika eto amiko ny rano amin’ ny lambanao (Ne secouez pas sur moi l'eau de votre lamba) ~ Hakipiko ity zaza kely ity, raha tsy zaka tenenina (Je vais jeter au loin ce petit enfant, s'il n’écoute pas les réprimandes) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akipika, akipiko, akipikao, akipiny, akipitsika, akipikay, akipikareo, akipik', akipi-
Ny lasa : nakipika, nakipiko, nakipikao, nakipiny, nakipitsika, nakipikay, nakipikareo, nakipik', nakipi-
Ny hoavy : hakipika, hakipiko, hakipikao, hakipiny, hakipitsika, hakipikay, hakipikareo, hakipik', hakipi-
Filaza mandidy : akipiho

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06