Teny iditra | 1 akipika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Alana ka akifika: Aza akipika atỳ amiko ny rano amin' ny lambanao Atsipy: Hakipiko itỳ zaza itỳ raha mitomany lava toy izao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#333] à rejeter en secouant, qu'on repousse: Aza akipika eto amiko ny rano amin’ ny lambanao (Ne secouez pas sur moi l'eau de votre lamba) ~ Hakipiko ity zaza kely ity, raha tsy zaka tenenina (Je vais jeter au loin ce petit enfant, s'il n’écoute pas les réprimandes) |
Fototeny | 5 kipika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |