Teny iditra | 1 akisoka |
Fototeny | 2 kisoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Ohatra |
4 [2.472] Misy ihany ny tsy azo akisoka. 5 [1.38] nefa tsy azo nakisoka tamin' ny fitiavany ilay mpiandry ondry fofombadiny. 6 [2.471] Takatro fa hevi-petsy sisa no ho azoko ampiasaina fa tsy ho laitra hakisoka amin' izany heviny izany izy dimy mianaka. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 akasiko, akisako, akisoka, ikasako, isakako, kasaiko, kosiaka, sakaiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |