|
|
|
|

Teny iditra1  akitrana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asaina mikitrana, miady; ampiadina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#329] à faire choquer, résonner, à attiser les uns contre les autres
Fototeny  5  kitrana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  akatrany, akitrana, anakitra, anatrika, antarika, antraika, atakarin, katraina, natakari, natarika, natraika, natrakay, niakatra, takarina, taranaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21