Teny iditra | akoatra | ||
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] Comme : Hivalozako aminao dia akoatra an'izao (J'ai à te demander pardon pour la raison suivante) ~ Anao natiliko tan-drano lalina iñy veloña akoatra an'io ? (Toi que j'ai précipité dans cette eau profonde, est-ce possible que tu sois ainsi vivant ?) [1.6] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | akoatra, atakaro, atoraka, atrakao, atraoka, karatoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |