Teny iditra | akobana (kobana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hihetsiketsehany, hivontosany: Nakobany tao anaty rano mafana ny tavolo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abonaka, akobana, ankaboa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |