Teny iditra | 1 akobona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#345] Avec quoi on couvre, on cache: Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) |
Fototeny | 5 kobona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 11 abonako, abonoka, akobano, akobona, boanako, naboako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |