Teny iditra | akobona (kobona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on couvre, on cache: Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny akobona io | ||||||||
Fivaditsoratra | abonoka, akobano, akobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |