Teny iditra | akodia (kodia) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alefa hikodia, hikodingy; akodingy: Nakodian' ny anjely ilay vato teo amin' ny varavaram-pasana, dia nipetrahany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adikao, akadio, akodia, dia koa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |