Teny iditra akodiadia (kodiadia (kodia))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy To be made to roll [1.2]
 To be revolved; to be rolled, as a wheel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait rouler comme une roue [1.8]
Ohatra ny laona sy ny fanoto no akodiadia ampidirina ao amin' ny zaza [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akodiadia, akodiadiako, akodiadianao, akodiadiany, akodiadiantsika, akodiadianay, akodiadianareo, akodiadian', akodiadian-, akodiadiam-
Ny lasa : nakodiadia, nakodiadiako, nakodiadianao, nakodiadiany, nakodiadiantsika, nakodiadianay, nakodiadianareo, nakodiadian', nakodiadian-, nakodiadiam-
Ny hoavy : hakodiadia, hakodiadiako, hakodiadianao, hakodiadiany, hakodiadiantsika, hakodiadianay, hakodiadianareo, hakodiadian', hakodiadian-, hakodiadiam-
Filaza mandidy : akodiadiavo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19