Teny iditra | 1 akoho vorombato |
Singan-teny | 2 akoho, vorombato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] fowl resembling the akoho vazaha, but with a small beak. |
Ohatra |
5 Fa ny akoholahy malaza fahiny dia ny akoholahy vorombato, dia ilay fohy vavadonga vaventy. [1.437#] |
Voambolana |
6 Haibiby: vorona |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny akoho vorombato io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02 |