Teny iditra | akojy (kojy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manakojy, mitarika, manjono, manangoly: Vola ve no akojinao ahy? Manana aho [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akojy, jaiko, kajio, kajoy, kijoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |