|
|
|
|

Teny iditra1  akolikoly
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina manolikoly, manambitamby, manangoly: Fampanantenana vola be no nakolikoliny ilay namany
Fototeny  4  kolikoly
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akolikoly, olikolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21