Teny iditra | 1 akopoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny afo sao maty Hofokofohina: Nakopok' ilay kary ny akohonay dia maty |
Fototeny | 4 kopoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akapoko, akopako, akopoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |