|
|
|
|

Teny iditra1  akorena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.6] [Tanala] qu'on interroge, qu'on salue, dont on dit: Niakatra amy i tanàn'ny ampanzaka, hoe, nakoreñe ([ils] montèrent au village du roi, dit-on, et on les interrogea) ~ Akorinao izay ? (Qu'est-ce que tu en dis ?)

Fivaditsoratra  4  akorena, anakore, anerako, arenoka

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/02