|
|
|
|

Teny iditra1  akorobobo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asaina atao haingana, asaina atao maika: Nakorobobon' ny tompony itỳ akanjo zairiko itỳ fa maika hoentiny amin' ny Paka, hono
Fototeny  4  korobobo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11