|
|
|
|

Teny iditra1  akorongo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asaina mifolaka toa hihaona: Azo akorongo ny tahon' ny kamasina
Fototeny  4  korongo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akorongo, arongoko, rongoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21