Teny iditra akory
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) [Rakotosaona 1975]
 Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! [Richardson 1885]
 how is that? [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay comment? combien!
¶ akory ianao? comment allez-vous? [Hallanger 1974]
 [ akôry ] [Sakalava-Mayotte] comment? demander à une personne comment elle se porte [Andilidine: Lexique (takila A)]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/05