Teny iditra | 1 akory |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) [Betsileo]
[1.78] 4 Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! [1.2] 6 how is that? [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 comment? combien! 8 akory ianao? comment allez-vous? [1.3#16, 1.8] 9 comment? demander à une personne comment elle se porte [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 16 akory, aroky, oraky, raoky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |