Teny iditra akositra (kositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manakositra na maka afo, amin' ny fampihodinana hazo kely eo ambonin' ny hazo iray hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (le bois) qu'on tourne afin de produire du feu [Abinal 1888]
Endriteny 
akositra
akositro
akositrao
akosiny
akositsika
akositray
akositrareo
akositr'
akosi-
akositry
nakositra
nakositro
nakositrao
nakosiny
nakositsika
nakositray
nakositrareo
nakositr'
nakosi-
nakositry
hakositra
hakositro
hakositrao
hakosiny
hakositsika
hakositray
hakositrareo
hakositr'
hakosi-
hakositry
akosero
Tsipelina hafa 

2013/12/09