Teny iditra akotry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy rice in the husk, paddy rice. [Richardson 1885]
 paddy or unhulled rice [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay riz en cosse, paddy [Hallanger 1974]
 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Oryza sativa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [Andraina: Mitaraina, takila 202]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31