|
|
|
|

Teny iditra1  akotry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] rice in the husk, paddy rice.
5  [1.7] paddy or unhulled rice
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] riz en cosse, paddy
7  [1.196] Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary
Ohatra  8  Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny akotry io

Fivaditsoratra  18  akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02