Teny iditra aky
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy the large intestines. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra akỳ
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny kely fiangotiana fampiasan' ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akỳ ianareo raha amin' ny alahady hariva? [Rajemisa 1985]

Teny iditra aky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] Endrey! Hanky! Odrey! [Rakotosaona 1975]

Teny iditra aky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] Vifotsy: Tafo kaky [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra kaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31