|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  aky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  the large intestines. (Prov.) [1.2]
Voambolana  4  Haiaina

Teny iditra (2/4)5  akỳ
Sokajin-teny  6  kianteny
Fanazavàna teny malagasy  7  Teny kely fiangotiana fampiasan' ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akỳ ianareo raha amin' ny alahady hariva? [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny kianteny rehetra

Teny iditra (3/4)9  aky
Sokajin-teny  10  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  11  Endrey! Hanky! Odrey! [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (4/4)13  aky
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Vifotsy: Tafo kaky [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  16  aky, akỳ, kay, aky, akỳ, kay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31