Teny iditra ala fotaka (ala, fotaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian' ny raharaha manahirana iray [Rajemisa 1985]

2009/11/07