|
|
|
|

Teny iditra1  ala fotaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian' ny raharaha manahirana iray
Singan-teny  4  ala, fotaka

Fivaditsoratra  5  ala fotaka, tafaolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21