Teny iditra ala ikirizana
Singan-teny ala ; ikirizana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona fitokiana hiaro ny tena: Ianao no kitro ifaharana sy ala ikirizana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21