|
|
|
|

Teny iditra1  ala janona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fiatoana eo ampovoan' ny raharaha na eo antenatenan' ny dia atao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Resting. Used in mi-and its dependent forms.
Singan-teny  5  ala, janona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07