Teny iditra | ala janona | |
Singan-teny | ala ; janona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiatoana eo ampovoan' ny raharaha na eo antenatenan' ny dia atao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Resting. Used in mi-and its dependent forms. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |