|
|
|
|

Teny iditra1  ala kely
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] A little forest, a wood, a grove.
Ohatra  4  [1.437#] Andobatapenaka dia efa voavoly bazo sy akondro ka nanjary alakely, nisy Jay fotsy teo anatiny.
5  [2.649#] Androany Talata hariva, dia noboriajna avokoa ny volon-drizareo, ary rehefa maizimaizina, dia longa teo amin' ny alakely akaikin' ny fitodiana ry zareo, fahiditra an-tsambo.
Singan-teny  6  ala, kely

Fivaditsoratra  7  ala kely, alelika, lelakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21