|
|
|
|

Teny iditra1  alalotra
Fototeny  2  lalotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of that employed as polish, varnish, plaster, or with which it is done
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] avec quoi on polit, on crépit, qui sert de crépissage
Ohatra  7  Nefa raha tsy amin' ny fotoana mety ho fanaovana azy io no nalalotra ny trano, dia indraindray mitriatra, ka tanteraky ny orana; [1.38]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  alalatro, alalotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19