Teny iditra | 1 alam-piery |
Singan-teny | 2 ala, fiery |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] |
Voambolana |
5 Kilalao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |