Teny iditra | 1 alamaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down |
Fototeny | 5 lamaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |