|
|
|
|

Teny iditra1  alamaka
Fototeny  2  lamaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary
Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny alamaka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19