|
|
|
|

Teny iditra1  ala mikitroka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ala matevina ahitana karazan-kazo maro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a jungle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jungle
6  [1.13] forêt épaisse
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  9  ala, mikitroka
Tovy hevitra  10  ala mikirindro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10