Teny iditra alamino (lamina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao alamina [fitanisana]
Ohatra 
1Alamino ireto boky ireto [Rajemisa 1985]
2Alamino ireo mpianatra ireo (Mettez ces élèves en ordre) [Abinal 1888]

2012/10/17