|
|
|
|

Teny iditra1  alamo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  alum [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  alun [1.3]

Fivaditsoratra  6  alamo, amalo, lamao, malao, maola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31