Teny iditra | 1 alamo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 alum [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 alun [1.3] |
Fivaditsoratra | 6 alamo, amalo, lamao, malao, maola |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |