Teny iditra | ala mosavy | |
Singan-teny | ala ; mosavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de goûter des comestibles offerts en présent [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |