Teny iditra | 1 ala mosavy |
Singan-teny | 2 ala, mosavy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#19] Action de goûter des comestibles offerts en présent |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |