Teny iditra | alam-piery | |
Singan-teny | ala ; fiery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | fanalam-piery ~ fangalampiery | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |