|
|
|
|

Teny iditra1  alam-piery
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady
Voambolana  4  Kilalao
Singan-teny  5  ala, fiery
Tovy hevitra  6  fanalam-piery, fangalampiery

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10