Teny iditra |
alanana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Taimoro]
[ alañana ] Fasika [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Voan-javatra anaovana sikidy [1.78]
|
| Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1]
|
| [ alañana ] Ilazana ny fasika na jia mando [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3]
|
| [Tankarana]
Sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [1.19]
|
| [ alañana ] Sables humides [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|