| Teny iditra | 1 Alananindro |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro.
[2.508#325]
4 Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [2.508#318] 5 Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [2.508#326] 6 Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [2.508#324] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|