Teny iditra | 1 alaro |
Fototeny | 2 laro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? -- Koa inona fa tsy lavenona r' ilay Koto! |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 alaro, laroa, loara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |