|
|
|
|

Teny iditra1  alasitra (lasitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Entina mandasitra, izany hoe manongo mafy maharary: Hoho maranitra no nalasiny ny sandriko ka votsotra mihitsy ny sandriko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  avec quoi on presse fortement [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  alasitra, asilatra, salaitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20