Teny iditra | alatrano | ||||||
Singan-teny | ala ; trano | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dehors, hors de la maison [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |